Ho anao (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tianao JESOA mitrakà, Asandrato ambony ry zalahy
Tananao ka dia miderà, Mihirà mafy hoe Halelouia tononkira.serasera.org (X2)
Raha tianao JESOA Mijoroa, Ny hiakanao Ataovy ampo
Ka sahia Ianao miteny hoe tbhw , Izy ilay Tsara Sady soa
Refrain : Mendrika Haja Ianao sy gdhkars Dera koa
Hosàna ho anao ry Ray Tsitoha
Fitiavana Tokoa nasehonao
Misaotra Ray Mpandresy Ianao
Raha Tianao JESOA mifalia , Ny endrikao fenoy tsiky
Mitsangàna andao handihy, Hankalaza an’ i Kristy
Refrain : Mendrika Haja Ianao sy Dera koa
Hosàna ho anao ry Ray Tsitoha
Fitiavana Tokoa nasehonao
Misaotra Ray Mpandresy Ianao
Hankalaza ny TOMPO
Sy hihoby ilay Mpandresy e
Hanambara ny vaovao mahafaly
Refrain : Mendrika Haja Ianao sy Dera koa
Hosàna wxokwgz ho anao ry Ray Tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAM - AndrainarivoVangy : 503
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMAM
Daty : 19/08/2025 07:38