Jehovah no mpiandry ahy (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yqngoyt Refrain 1 : Jehovah ihany no mpiandry ahy ee
Tsy hanan java -mahory aho ee
Mampandry ahy amin'ny ahin-maintso izy ee
Mitondra ahy eo amoron ny rano ee
Refrain 2 : Amoron'ny rano fialatsasatra izy e
Mamelombelona ny fanahiko oo
Mitarika ahy amin'ny lala-marina izy e
Amin'ny fahamarinana noho ny anarany ee
Jehovah ihany no mpiandry ahy, Tsy hamela tsy ahafoy na ahasaraka ahy
Mamelombelona ny FANAHY, na ivtodnni mandeha aho mamaky ny lohasaha
Amiko izy eeee ie ie ie eoah
Fahasoavana sy famindram-po, Anaraka ahy amin'ny andro piainako
Hitoetra andro lava ao an tranony ao, Izy mahatoky sy tsy mandao
Fa miandry ahy ay ay ay eh ah
Refrain 1 : ...
Ho anao zay mihaino, Dia zao no hambarako
Jehovah no mpiandry tsara ho jagabem Anao, Nomen ny zanany ho famonjena
Nanavotra anao hanam-pandresena, Tsara izy e
Tsy atahotra Loza aho na hangahiahy, Satria amiko izy dia mpiandry ahy
Nanome fiainana ampy ahy, Ka iza tsy no tsy tononkira.serasera.org hanaiky eee
Ekeo Izy ho Tomponao x4
Ekena izy ho Tompotsika x3
Mba henoy moa zao e
Jehovah no mpiandry ahy, Jehovah koa mpiandry Anao
Izy no mpiandry ahy, Izy koa mpiandry Anao
x2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAM - AndrainarivoVisites : 383
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AMAM
Date : 19/08/2025 07:39