Misaora (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Misaora e ! Misaora an’Andriamanitra
Misaora e ! Amin’ny zavatra rehetra
Misaora e ! F’izay no sitraky ny Ray
Misaora e ! Ao amin’ny Kristy
1- Misaora izany antsony, Misaora
Misaora ny fahamarinany, Misaora
Misaora ny fahasoavany, Misaora
Koa misaora, ny Anarany ianao
2- Misaora fcekypg izany fahendreny, Misaora
Misaora ny famindrampony, Misaora
Misaora izany famonjeny, Misaora
Koa misaora, ny Anarany pdws ianao
3- Misaora ny fanokanany, Misaora
Misaora ny fahamasinany, Misaora
Misaora ny cwii fitiavany, Misaora
Koa misaora, ny tononkira.serasera.org Anarany ianao
Misaora e ! Misaora an’Andriamanitra
Misaora e ! Amin’ny zavatra rehetra
Misaora e ! F’izay no sitraky ny Ray
Misaora e ! Ao amin’ny Kristy
1- Misaora izany antsony, Misaora
Misaora ny fahamarinany, Misaora
Misaora ny fahasoavany, Misaora
Koa misaora, ny Anarany ianao
2- Misaora fcekypg izany fahendreny, Misaora
Misaora ny famindrampony, Misaora
Misaora izany famonjeny, Misaora
Koa misaora, ny Anarany pdws ianao
3- Misaora ny fanokanany, Misaora
Misaora ny fahamasinany, Misaora
Misaora ny cwii fitiavany, Misaora
Koa misaora, ny tononkira.serasera.org Anarany ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAM - AndrainarivoHits : 383
Likes : 0 Like
Created by : AMAM
Date : 19/08/2025 07:44
