Misy feo (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Zanak'ondry mora fo
Nandefitra tokoa
'lay Jesosy sgoc zoky gwglkv tia
Namonjy ny tononkira.serasera.org nania
Maty noho ny xmpbur heloko
Sy noho ny otanao
Vonona ary ve hianao handray
1/ Misy feo miantso mafy hoe, avia faingana ianao
'zay mbola misalasala izao
Fa tonga izao ny Tompontsika re
Hanaisotra ilay ota tao
Amim-pifaliambe
2/ Misy feo miantso mafy hoe
Ialao ny ota izay fanao
Fa mamenatra an'i Kristy re
Ka mibebaha mibebaha re
No hotoriana sesilany
Fa ho avy ilay Jesoa
Zanak'ondry mora fo
Nandefitra tokoa
'lay Jesosy sgoc zoky gwglkv tia
Namonjy ny tononkira.serasera.org nania
Maty noho ny xmpbur heloko
Sy noho ny otanao
Vonona ary ve hianao handray
1/ Misy feo miantso mafy hoe, avia faingana ianao
'zay mbola misalasala izao
Fa tonga izao ny Tompontsika re
Hanaisotra ilay ota tao
Amim-pifaliambe
2/ Misy feo miantso mafy hoe
Ialao ny ota izay fanao
Fa mamenatra an'i Kristy re
Ka mibebaha mibebaha re
No hotoriana sesilany
Fa ho avy ilay Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAM - AndrainarivoHits : 553
Likes : 0 Like
Created by : AMAM
Date : 23/12/2024 10:35
