Matoky (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa no mpamonjiko, Ilay itokiko
Izy no itarainako, Amin ny fiainako
Atokisako rehefa misy ny manjò
Refrain : Vonona aho anompo Anao Jesoa
Hamoy ny foko ho Anao
N’inona inona mihatra ety
F’ianao ilay Messia, Inoako ho doria
Ka faly aho midera
F’ianao no Tompon ‘izao rehetra izao
Raha nijaly ianao, Noho tononkira.serasera.org ny helokay
Reko injany ny feonao , Mandondona ao am-ponay
Koa ankehitriny kosa anie
F’izao efa nandre hoe
Jesoa velona mandrakizay
Ho anao lmpwnxzf izay, Maheno izany
Ho resy lahatra ve ianao
F’IZY anie lay nlwfeixw tsy mandao Anao
Matoa ianao mbola eto izao
Refrain : Vonona aho anompo Anao Jesoa
Hamoy ny foko ho Anao
N’inona inona mihatra ety
F’ianao ilay Messia, Inoako ho doria
Ka faly aho midera
F’ianao no Tompon ‘izao rehetra izao
Matoky lcvf anao x2
Matoky Anao zahay
Izy no itarainako, Amin ny fiainako
Atokisako rehefa misy ny manjò
Refrain : Vonona aho anompo Anao Jesoa
Hamoy ny foko ho Anao
N’inona inona mihatra ety
F’ianao ilay Messia, Inoako ho doria
Ka faly aho midera
F’ianao no Tompon ‘izao rehetra izao
Raha nijaly ianao, Noho tononkira.serasera.org ny helokay
Reko injany ny feonao , Mandondona ao am-ponay
Koa ankehitriny kosa anie
F’izao efa nandre hoe
Jesoa velona mandrakizay
Ho anao lmpwnxzf izay, Maheno izany
Ho resy lahatra ve ianao
F’IZY anie lay nlwfeixw tsy mandao Anao
Matoa ianao mbola eto izao
Refrain : Vonona aho anompo Anao Jesoa
Hamoy ny foko ho Anao
N’inona inona mihatra ety
F’ianao ilay Messia, Inoako ho doria
Ka faly aho midera
F’ianao no Tompon ‘izao rehetra izao
Matoky lcvf anao x2
Matoky Anao zahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAM - AndrainarivoHits : 560
Likes : 0 Like
Created by : AMAM
Date : 19/08/2025 07:41
