Raha resy ny nofo (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha resy nofo
Zay malemy sy malia x2
Fa lo mandrakizay
Ny fanahy mijoro
No maharitra satria
Eo ampofoan'ny Ray
x2
Eny fa sambatra indrindra
Ireo izay tafafindra
Tafafindra tononkira.serasera.org ao an-dapa finaritra
Zay feno Voninahitra
Miara mankalaza sy mihira fiderana
Ny Tompo tgaytwi ny Tompo
Mpanao izao rehetra izao
Eny sambatra ianao
Raha tafahoana amin'ny Ray
Mandrakizay
x2
Mandrakizay htlzmtg doria doria... hggjwcvs Doria
Dadasamy
Zay malemy sy malia x2
Fa lo mandrakizay
Ny fanahy mijoro
No maharitra satria
Eo ampofoan'ny Ray
x2
Eny fa sambatra indrindra
Ireo izay tafafindra
Tafafindra tononkira.serasera.org ao an-dapa finaritra
Zay feno Voninahitra
Miara mankalaza sy mihira fiderana
Ny Tompo tgaytwi ny Tompo
Mpanao izao rehetra izao
Eny sambatra ianao
Raha tafahoana amin'ny Ray
Mandrakizay
x2
Mandrakizay htlzmtg doria doria... hggjwcvs Doria
Dadasamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 04/02/2026 08:48
