Hay ve (AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Hay ve Jesosy tiako, tompon'ny fifaliako
Manaraka ny diako, xtuofl mahalala izay iriko
Mamonjy sy eiqq manoro, ny fiainako hijoro
Mitahy sy mampahery, manjohy mijery
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
2- Zao vao lasa ny osmo saiko, hay ve zay nokasaiko
Eny fa na ny aiko, dia azy izay lalaiko
Minia tsy mahalala, sa kosa tena adala
Reo izay mamoy fo ka very, miady irery
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
3- Fitiavana izany, Fitiavana tokoa
Ny ainy sy ny rany nomeny avokoa
Tsy mba nataony akambo, na misy aza ny tononkira.serasera.org atambo
Fa nolalainy foana izany Fitiavana
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
Manaraka ny diako, xtuofl mahalala izay iriko
Mamonjy sy eiqq manoro, ny fiainako hijoro
Mitahy sy mampahery, manjohy mijery
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
2- Zao vao lasa ny osmo saiko, hay ve zay nokasaiko
Eny fa na ny aiko, dia azy izay lalaiko
Minia tsy mahalala, sa kosa tena adala
Reo izay mamoy fo ka very, miady irery
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
3- Fitiavana izany, Fitiavana tokoa
Ny ainy sy ny rany nomeny avokoa
Tsy mba nataony akambo, na misy aza ny tononkira.serasera.org atambo
Fa nolalainy foana izany Fitiavana
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena)Visites : 1890
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bigdog
Date : 08/11/2014 17:55
