Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hay ve (AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Hay ve Jesosy tiako, tompon'ny fifaliako
Manaraka ny diako, mahalala izay iriko
Mamonjy sy manoro, ny fiainako hijoro
Mitahy sy mampahery, manjohy mijery
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika tzufelh aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
2- Zao vao lasa ny saiko, hay ve zay nokasaiko
Eny fa na ny aiko, dia azy izay lalaiko
Minia tsy zaozduq mahalala, sa kosa tena adala
Reo izay mamoy fo ka bxsht very, miady irery
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
3- Fitiavana izany, Fitiavana tokoa
Ny ainy sy tononkira.serasera.org ny rany nomeny avokoa
Tsy mba nataony akambo, na misy aza ny atambo
Fa nolalainy foana izany Fitiavana
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
Manaraka ny diako, mahalala izay iriko
Mamonjy sy manoro, ny fiainako hijoro
Mitahy sy mampahery, manjohy mijery
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika tzufelh aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
2- Zao vao lasa ny saiko, hay ve zay nokasaiko
Eny fa na ny aiko, dia azy izay lalaiko
Minia tsy zaozduq mahalala, sa kosa tena adala
Reo izay mamoy fo ka bxsht very, miady irery
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
3- Fitiavana izany, Fitiavana tokoa
Ny ainy sy tononkira.serasera.org ny rany nomeny avokoa
Tsy mba nataony akambo, na misy aza ny atambo
Fa nolalainy foana izany Fitiavana
REFR:
Hay ve Jesoa tsy mandao
Na tsy mendrika aza ianao
Didy efa nomeny izany hoe Fitiavana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena)Hits : 1832
Likes : 0 Like
Created by : bigdog
Date : 08/11/2014 17:55
