Ampidiro aloha ny tenimiafina
Anao aho (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatoky Anao aho Jesoa
Hatoky hatramin'ny farany
Ny momba ahy dia qwlcp efa raisinao antanana
Ka vizwlwnx tsy hanahy tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , xxdic Anao aho
Ny foko tononkira.serasera.org ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny momba rehetra hafoiko hidera Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana
Na mangidy na ho sarotra
Tsy hiala aminao satria
Mpandresy aho ao aminao
Ka tsy hanahy, .....
Hatoky hatramin'ny farany
Ny momba ahy dia qwlcp efa raisinao antanana
Ka vizwlwnx tsy hanahy tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , xxdic Anao aho
Ny foko tononkira.serasera.org ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny momba rehetra hafoiko hidera Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana
Na mangidy na ho sarotra
Tsy hiala aminao satria
Mpandresy aho ao aminao
Ka tsy hanahy, .....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVangy : 405
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiako07
Daty : 25/03/2025 09:38
