Miverena (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza variana havako ô
Fa ny Tompo anie mpamonjy azo antoka
Aza manjeny andro lava
Fa ny Ray tononkira.serasera.org efa vonona handray anao
Mba mandiniha namako ô
Tena tiany anie ianao ho ao aminy
Mamin'ny fony sy tsy fony
Tsy tiany ho very fa ho isan'ny olony
REF:
nxlfbo Miverena havako ô
Tsy misy fitiavana hafa
Afaka hasolo ny Azy anie
oywqyxi Tiany ianao ho zanany maminy
Aza manjeny andro lava
Fa ny Tompo efa ho avy ö
Maneke mba ho Azy anio
Tiany ianao ho zanany maminy
Mba mandiniha namako ô
Tena tiany anie ianao ho ao aminy
Mamin'ny fony sy tsy fony
Tsy tiany ho very fa ho bdzs isan'ny olony
REF:...
ô ô ô Tiany ianao io ô
ô ô ô tena maminy e
ô ô ô , malalany
ô ô ô , Tiany ho zanany
Fa ny Tompo anie mpamonjy azo antoka
Aza manjeny andro lava
Fa ny Ray tononkira.serasera.org efa vonona handray anao
Mba mandiniha namako ô
Tena tiany anie ianao ho ao aminy
Mamin'ny fony sy tsy fony
Tsy tiany ho very fa ho isan'ny olony
REF:
nxlfbo Miverena havako ô
Tsy misy fitiavana hafa
Afaka hasolo ny Azy anie
oywqyxi Tiany ianao ho zanany maminy
Aza manjeny andro lava
Fa ny Tompo efa ho avy ö
Maneke mba ho Azy anio
Tiany ianao ho zanany maminy
Mba mandiniha namako ô
Tena tiany anie ianao ho ao aminy
Mamin'ny fony sy tsy fony
Tsy tiany ho very fa ho bdzs isan'ny olony
REF:...
ô ô ô Tiany ianao io ô
ô ô ô tena maminy e
ô ô ô , malalany
ô ô ô , Tiany ho zanany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVangy : 669
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiako07
Daty : 22/03/2024 09:27
