Ianao Tiako (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_ Ray ô! Mila Anao aho
Hanoro lalana xwirxww izao
Fa mahatsiaro very
Sy irery any aho
Ka mitady Anao
Nitondra ahy sy ny fiainako
Sy ny momba ahy
Refrain :
viidc Ianao Ray tononkira.serasera.org nitantana ahy
Sy anao hatramin'izao
sswymyp Tompo ô! Ianao,tiako
2_ Ray ianao mila ahy
Satria zanakao aho
Miara-amiko,amboary aho
Ho tena toa Anao
Satria Ianao fitiavako
Ianao Ray no fiainako
Sy ny ho aviko.
Refrain........
Ho Anao Tompo o!
Ny dera aman-daza
Ho Anao ihany koa
Ny voninahitra......
Refrain.........
Hanoro lalana xwirxww izao
Fa mahatsiaro very
Sy irery any aho
Ka mitady Anao
Nitondra ahy sy ny fiainako
Sy ny momba ahy
Refrain :
viidc Ianao Ray tononkira.serasera.org nitantana ahy
Sy anao hatramin'izao
sswymyp Tompo ô! Ianao,tiako
2_ Ray ianao mila ahy
Satria zanakao aho
Miara-amiko,amboary aho
Ho tena toa Anao
Satria Ianao fitiavako
Ianao Ray no fiainako
Sy ny ho aviko.
Refrain........
Ho Anao Tompo o!
Ny dera aman-daza
Ho Anao ihany koa
Ny voninahitra......
Refrain.........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVangy : 985
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiako07
Daty : 22/03/2024 09:28
