Anao aho (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatoky Anao aho Jesoa
Hatoky hatramin'ny farany
Ny momba tononkira.serasera.org ahy dia efa raisinao antanana
Ka tsy usclspd hanahy tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , Anao aho
Ny foko ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny momba rehetra rdkqa hafoiko hidera Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana ywtjhqn
Na mangidy na ho sarotra
Tsy hiala aminao satria
Mpandresy aho ao aminao
Ka tsy hanahy, .....
Hatoky hatramin'ny farany
Ny momba tononkira.serasera.org ahy dia efa raisinao antanana
Ka tsy usclspd hanahy tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , Anao aho
Ny foko ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny momba rehetra rdkqa hafoiko hidera Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana ywtjhqn
Na mangidy na ho sarotra
Tsy hiala aminao satria
Mpandresy aho ao aminao
Ka tsy hanahy, .....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaHits : 404
Likes : 0 Like
Created by : Tiako07
Date : 25/03/2025 09:38
