Mifankatiava (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mba ho fifalian'ny Tompo any pxqlx an-danitra any
Mifankatiava re, toy ny mpirahalahy
Mba ho fantatrin'ny olona
Fa mpianany isika izaho
L : Tahaka nitiavany ahy sy tononkira.serasera.org ianao
No mba hifankatiavantsika qxeyqy lulcm ankehitriny izao
V: Torio ka asehoy amin'ny olona rehetra
Fa ilay fitiavana io anie tsy mba manampetra
Koa mifankatiava re,raha mbola velon'aina
Fa rehefa maty anie
Tsisy intsony ny antenaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVangy : 766
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiako07
Daty : 22/03/2024 09:24