Ny Akon'ny Paradisa (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny akon'ny paradisa, mijoro hatrany
Na betsaka reo sedra , mandalo qntlnxx ihany
Hihira hidera, hanandram-peo
Ny tanjona de iray , ho any an-danitra
ouh,ouh,ouhouh...
REf:
Ndao hanandratra, fa mendrika Azy ny tononkira.serasera.org dera sy Voninahitra
Izahay mijoro , mitaona anao ho any am paradisa
2-Apetrakay aminao ny nwcrbwzh ampitsonay
Ianao mahalala ny mety sy nymahasoa anay
Ahafahanay uurm mitory hatrany ny anaranao
Maneran-tany , atombokay dieny zao
REf...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaHits : 665
Likes : 0 Like
Created by : Tiako07
Date : 22/03/2024 09:25