Fanahy o, hetahetako (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy uavaggy o, hetahetako
Fanahy Masina, fenoy aho
Tompo Jesoa ahy Ianao, ny Fanahiko tena mila Anao
Na kely aza ny fahalalako tononkira.serasera.org Anao, te hitombo aho ao aminao
Ny foko Tompo hitoero lalina
Fenoy fitia ny momba ahy
Te hahalala Anao kokoa aho, ny Fanahiko hxpg mitady mihoatra Anao
Ahita akaiky ny fonao
Afoiko ny momba ahy ho mwapt Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVangy : 385
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiako07
Daty : 25/03/2025 09:42