Anao aho (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatoky Anao aho qauu Jesoa
Hatoky hatramin'ny abjly farany
Ny momba ahy dia efa raisinao antanana
Ka tsy hanahy smobfv tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , Anao aho
Ny foko ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny momba rehetra hafoiko hidera Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana
Na mangidy na ho sarotra
Tsy hiala aminao tononkira.serasera.org satria
Mpandresy aho ao aminao
Ka tsy hanahy, .....
Hatoky hatramin'ny abjly farany
Ny momba ahy dia efa raisinao antanana
Ka tsy hanahy smobfv tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , Anao aho
Ny foko ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny momba rehetra hafoiko hidera Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana
Na mangidy na ho sarotra
Tsy hiala aminao tononkira.serasera.org satria
Mpandresy aho ao aminao
Ka tsy hanahy, .....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaHits : 406
Likes : 0 Like
Created by : Tiako07
Date : 25/03/2025 09:38
