Azovy (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azôvy zaka tianao,
Misafidy ny tena tsara ianao
Fiadanana an-danitra any e,
Sa eto an-tany e?

Omeko ny tena tsara ianao e,
any am Tompo e...
Omeko ny tena meva ianao o, ,
any am Tompo e...
Any no misy ny paradisa,
any am Tompo e...
Ny fiainana any tsy hita isa e,
any Tompo e..

Azontsika azontsika jiaby e, ilay fiainana e,
Azontsika azontsika jiaby e, ilay fiadanana
Azontsika azontsika jiaby e, hasambarana e,
Azontsika azontsika jiaby e

Oia oia e e
oia oia e e

oia, oai e e
oia oaie e e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana
Vangy : 111
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiako07
Daty : 22/03/2024 09:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0771