Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nosy-Be (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Nosy-Be, Nosy-Be
Nosy-Be ho an'i Jesoa Kristy
1- Raiso Jesoa acuuj hamonjy anao
Raiso Jesoa hanavotra anao
Raiso Jesoa hamonjy anao
Raiso Jesoa hanavao indray ny fiainanao
Ref:
Nosy-Be, Nosy-Be
Nosy-Be tononkira.serasera.org ho an'i Jesoa Kristy
2- Ialao ny fanompoan-tsampy
Ialao ny fisotroan-toaka
Ialao ny cplx fijangajangana
Ialao ny fizarazarana
Ialao ireo fa mamotika ny yybshawg fiainanao
Ref:
Nosy-Be, Nosy-Be
Nosy-Be ho an'i Jesoa Kristy
Nosy-Be, Nosy-Be
Nosy-Be ho an'i Jesoa Kristy
1- Raiso Jesoa acuuj hamonjy anao
Raiso Jesoa hanavotra anao
Raiso Jesoa hamonjy anao
Raiso Jesoa hanavao indray ny fiainanao
Ref:
Nosy-Be, Nosy-Be
Nosy-Be tononkira.serasera.org ho an'i Jesoa Kristy
2- Ialao ny fanompoan-tsampy
Ialao ny fisotroan-toaka
Ialao ny cplx fijangajangana
Ialao ny fizarazarana
Ialao ireo fa mamotika ny yybshawg fiainanao
Ref:
Nosy-Be, Nosy-Be
Nosy-Be ho an'i Jesoa Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)Vangy : 1447
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 27/11/2018 15:07
