Mino aho (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lopdcp Mino aho fa fitiavan'Ilay Ray
no maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Ny fahasoavany nomeny ho anao,
fiadanana ho an'izao rehetra izao
Izy momba anao jdyluen anio,
rahampitso eo ihany
Eo foana, ho eo hatrany hatrany
Mino aho fa fitiavan'Ilay Ray
no maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Mino amin'ny fo,
mino koa ny saina,
mino ny fanahy
Ny fahasoavany nomeny ho anao,
fiadanana ho an'izao rehetra izao
Izy momba anao tononkira.serasera.org anio,
rahampitso eo ihany
Eo foana, ho eo qlbjm hatrany hatrany
Mino aho fa fitiavan'Ilay Ray
no maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Raha toa ianao ka mino
MINO AHO
no maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Ny fahasoavany nomeny ho anao,
fiadanana ho an'izao rehetra izao
Izy momba anao jdyluen anio,
rahampitso eo ihany
Eo foana, ho eo hatrany hatrany
Mino aho fa fitiavan'Ilay Ray
no maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Mino amin'ny fo,
mino koa ny saina,
mino ny fanahy
Ny fahasoavany nomeny ho anao,
fiadanana ho an'izao rehetra izao
Izy momba anao tononkira.serasera.org anio,
rahampitso eo ihany
Eo foana, ho eo qlbjm hatrany hatrany
Mino aho fa fitiavan'Ilay Ray
no maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Raha toa ianao ka mino
MINO AHO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)Vangy : 1331
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 11/09/2019 15:40
