Mino aho (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho fa fitiavan'Ilay Ray
no maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Ny tononkira.serasera.org fahasoavany nomeny ho anao,
fiadanana ho an'izao rehetra izao
Izy momba anao anio,
rahampitso eo ihany
Eo foana, ho eo hatrany hatrany
Mino aho fa fitiavan'Ilay Ray
no maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Mino amin'ny rpck fo,
mino koa ny saina,
mino ny fanahy
Ny fahasoavany nomeny ho anao,
fiadanana ho an'izao rehetra bbuin izao
Izy momba anao anio,
rahampitso eo ihany
Eo foana, ho eo hatrany hatrany
Mino aho fa fitiavan'Ilay Ray
no tkjudb maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Raha toa ianao ka mino
MINO AHO
no maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Ny tononkira.serasera.org fahasoavany nomeny ho anao,
fiadanana ho an'izao rehetra izao
Izy momba anao anio,
rahampitso eo ihany
Eo foana, ho eo hatrany hatrany
Mino aho fa fitiavan'Ilay Ray
no maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Mino amin'ny rpck fo,
mino koa ny saina,
mino ny fanahy
Ny fahasoavany nomeny ho anao,
fiadanana ho an'izao rehetra bbuin izao
Izy momba anao anio,
rahampitso eo ihany
Eo foana, ho eo hatrany hatrany
Mino aho fa fitiavan'Ilay Ray
no tkjudb maha-toy izao ahy ;
Tsy mba lany fa mamelona ny fanahy.
Eo anilany, tsy misy ahiahy
Raha toa ianao ka mino
MINO AHO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)Hits : 1307
Likes : 0 Like
Created by : Herizo15
Date : 11/09/2019 15:40
