Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamelà (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsapa aho Ray mgcjer fa mpanota
Diso feno heloka
Kanefa naheno ny antsonao hoe
"Mbola mandray ireo zay mibebaka"
Fa raha izay vita no tanisaina
Tsy mendrika ahy akory ny ho velon'aina
Fa hnrujx nohon'ny famindramponao dia
Manantona xhug aho ka sahy milaza hoe
Aoka hamindra fo Ianao
Aoka hamela heloka
Ray be Fitiavana, tononkira.serasera.org mamelà
Fa Jesosy no nisolo ota
Maty teo @ hazo fijaliana
Koa nahoana aho no tsy ho sahy hiantso mafy
Hangataka Aminao hoe..
A/C : Fitiavana Rbrl
Diso feno heloka
Kanefa naheno ny antsonao hoe
"Mbola mandray ireo zay mibebaka"
Fa raha izay vita no tanisaina
Tsy mendrika ahy akory ny ho velon'aina
Fa hnrujx nohon'ny famindramponao dia
Manantona xhug aho ka sahy milaza hoe
Aoka hamindra fo Ianao
Aoka hamela heloka
Ray be Fitiavana, tononkira.serasera.org mamelà
Fa Jesosy no nisolo ota
Maty teo @ hazo fijaliana
Koa nahoana aho no tsy ho sahy hiantso mafy
Hangataka Aminao hoe..
A/C : Fitiavana Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVangy : 926
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 03/12/2022 12:25
