Ho irakao (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa enonay ny antsonao vzyynb ry Ray
Koa mijoro anio ireto olonao
Na dia lpmu sarotra ny asa miandry anay
Dia manolo tena izahay ho ylqqbh Anao
Refrain:
Izahay Akon'ny Lanitra dia hitory ny hafatrao
Ho mpanomponao Andriamanitra izahay tononkira.serasera.org tanoranao
Ka tsy ny feonay no ho re fa ny lanitra no hanako
Hampiasao ho irakao ny Akon'ny Lanitra
Andriamanitra o arotsahy Ilay Fanahy
Mba ahafahanay mamita ny asanao
Dia omeo hery izahay mba ho sahy
Ka hitaona ny hafa hiverina Aminao
A/C: Rizia Rbrl
Koa mijoro anio ireto olonao
Na dia lpmu sarotra ny asa miandry anay
Dia manolo tena izahay ho ylqqbh Anao
Refrain:
Izahay Akon'ny Lanitra dia hitory ny hafatrao
Ho mpanomponao Andriamanitra izahay tononkira.serasera.org tanoranao
Ka tsy ny feonay no ho re fa ny lanitra no hanako
Hampiasao ho irakao ny Akon'ny Lanitra
Andriamanitra o arotsahy Ilay Fanahy
Mba ahafahanay mamita ny asanao
Dia omeo hery izahay mba ho sahy
Ka hitaona ny hafa hiverina Aminao
A/C: Rizia Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVangy : 910
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 09:02
