Mamelà (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsapa aho Ray fa vbfoaq mpanota
Diso feno heloka
Kanefa naheno ny antsonao hoe
"Mbola mandray ireo zay mibebaka"
Fa raha izay vita no tanisaina
Tsy mendrika ahy akory ny tononkira.serasera.org ho velon'aina
Fa nohon'ny famindramponao rkxvysu dia
Manantona aho ka sahy milaza hoe
Aoka jujznuc hamindra fo Ianao
Aoka hamela heloka
Ray be Fitiavana, mamelà
Fa Jesosy no nisolo ota
Maty teo @ hazo fijaliana
Koa nahoana aho no tsy ho sahy hiantso mafy
Hangataka Aminao hoe..
A/C : Fitiavana Rbrl
Diso feno heloka
Kanefa naheno ny antsonao hoe
"Mbola mandray ireo zay mibebaka"
Fa raha izay vita no tanisaina
Tsy mendrika ahy akory ny tononkira.serasera.org ho velon'aina
Fa nohon'ny famindramponao rkxvysu dia
Manantona aho ka sahy milaza hoe
Aoka jujznuc hamindra fo Ianao
Aoka hamela heloka
Ray be Fitiavana, mamelà
Fa Jesosy no nisolo ota
Maty teo @ hazo fijaliana
Koa nahoana aho no tsy ho sahy hiantso mafy
Hangataka Aminao hoe..
A/C : Fitiavana Rbrl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoHits : 819
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 03/12/2022 12:25
