Mamelà (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsapa tononkira.serasera.org aho Ray fa mpanota
Diso feno heloka
Kanefa naheno ny antsonao hoe
"Mbola mandray ireo zay mibebaka"
Fa raha izay vita no tanisaina
Tsy mendrika ahy akory ny ho velon'aina
Fa nohon'ny famindramponao dia
Manantona aho ka sahy milaza hoe
Aoka hamindra fo Ianao vjnsm
Aoka hamela heloka
Ray be nkxhuem Fitiavana, mamelà
Fa Jesosy no nisolo ota
Maty teo @ hazo fijaliana
Koa nahoana aho no tsy ho sahy hiantso mafy
Hangataka Aminao hoe..
A/C : Fitiavana Rbrl jpepb
Diso feno heloka
Kanefa naheno ny antsonao hoe
"Mbola mandray ireo zay mibebaka"
Fa raha izay vita no tanisaina
Tsy mendrika ahy akory ny ho velon'aina
Fa nohon'ny famindramponao dia
Manantona aho ka sahy milaza hoe
Aoka hamindra fo Ianao vjnsm
Aoka hamela heloka
Ray be nkxhuem Fitiavana, mamelà
Fa Jesosy no nisolo ota
Maty teo @ hazo fijaliana
Koa nahoana aho no tsy ho sahy hiantso mafy
Hangataka Aminao hoe..
A/C : Fitiavana Rbrl jpepb
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVisites : 860
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 03/12/2022 12:25
