Tsy misy ho very (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho ela, ela eky dia ho avy ny Mpamonjy
Zaho ndraiky agnao ve efa vognogna o
Hitsena Azy tononkira.serasera.org amin'izaigny
Dieny misokatra ny varavaram-pahasoavagna
Dia alo hidirgna izaigny re ry namagna
Refrain:
Tsy mbola tara agnao, fotoagna mety izao
Mba hibebahagna, mba tsy aninenagna
Zaho tia ahita anao wclrcxkq ao Jerosalema vao
Hiaona any anie atsika
Samy lqtzq fbtx andôva Paradisa
Satria tsisy ho very
Tsy ho ela, ela eky dia hiboaka Jeso Kristy
Zaho ndraiky agnao ve efa niomagna
Handray Azy amin'izaigny
K'afa hiboaka amin-kery sy voninahitra
Dia manantegna zaho fa atsika ho any an-danitry eya..

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVangy : 922
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 09:09