Hamasino (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao fotoana izao fotoana miavaka
Zay hiantsoanay Anao
Ry Ray Malalanay zay xrxqwqio any an-danitra
Tongava eto re hianao
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po

Refrain: Zao no vavakay (Ry Ray)
Zay hasandratray (anio) @izao ora izao
Mitoera eto (Ianao) hamasino (ho Anao)
Zao fanambadiana izao
Ka ho fydvl feno fiadanana, hasambarana
Eo Anilanao
Ho tokantrano ambinina, tononkira.serasera.org tsy hisaraka
Hanjakanao, hamasino ho Anao

Ianao anie hijery, Ianao anie hitsinjo
Ny fiainan'izy yfoutz ireo ry Ray
Fenoy fifaliana (fifaliana) na inona hanjo
Omeo azy ireo ny soa
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po

A/C: Rizia Rbrl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo
Vangy : 820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 08:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305