Renao ve (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao pwfcp ve njany misy feo
Toa manakoako toa re miantso2
Renao ve feonay tanora
Mitory kjwga amin-kira, miasa amim-pifaliana
Akon'ny Lanitra
Mihira, midera, ho iraka @ asa fitoriana
Hamerina ny ondry am-bala
Hitaona ny hafa ho any an-danitra
Ny ywysajl talentanay tononkira.serasera.org no ampiasainay
Entina hanompoana, entina hikaloana
Fa satria izao no antony
Ny Fitiavan'i Kristy no manery anay
A/C: Fitiavana Rbrl
Toa manakoako toa re miantso2
Renao ve feonay tanora
Mitory kjwga amin-kira, miasa amim-pifaliana
Akon'ny Lanitra
Mihira, midera, ho iraka @ asa fitoriana
Hamerina ny ondry am-bala
Hitaona ny hafa ho any an-danitra
Ny ywysajl talentanay tononkira.serasera.org no ampiasainay
Entina hanompoana, entina hikaloana
Fa satria izao no antony
Ny Fitiavan'i Kristy no manery anay
A/C: Fitiavana Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVangy : 960
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 03/12/2022 12:21
