Haleloia (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, derainay ho mandrakizay

Masina Ianao Ray Tsitoha
Fitiavanao lehibe tokoa
Ka hasandratray ny feonay
Haleloia Haleloia

Haleloia, derainay ho tononkira.serasera.org mandrakizay

Fa lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Tsy takatry ny saina xurgtlaf ny fikasanao ho anay
Ray o, hinoaka izao fa efa lpjm voarindra
Izay avy Aminao azoko antoka tnxjsaxi fa tsara

Haleloia, derainay ho mandrakizay

A/C: Fitiavana Rbrl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo
Vangy : 962
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 09:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0897