Izy hiady ho anao (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avo loatra ve ny tendrombohitra hiakaranao
Lehibe loatra ve ny tononkira.serasera.org rano zay hiampitanao
Toa tsy azonao zay anjara masoandro kely
Moa mihaino Andriamanitra, miaro ve ny anjely
Raha Jehovah no momba antsika, iza ifvg no ahatohitra antsika ?
Na betsaka aza ny ady atao ety an-tany
Raha toa be fahavali dia lazao mafy hoe
Izaho manantona anao @ anaran'i Jehovah Tompon'ny maro
Lazaiko aminao marina dia marina tokoa
Fa na kely toy ny qzewd voantsinampy aza ny finoanao
Dia mahafindra tendrombohitra
Koa nahaoana ianao no mbola mitanondrika
Raha Jehovah...
Mahereza sy matanjà
Aza matahotra, aza manahy
Fa Jehovah Tomponao no momba anao
Izy hiady usfjrprj ho anao
Raha Jehovah...
F'Ilay Jesosy anie eo foana hiaro
Izy vonona hatrany hiady ho anao
A/C: Fitiavana Rbrl

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVisites : 1165
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 03/12/2022 12:30