Lehibe sy Mahatalanjona (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Ary nahita aho fa indro toa ranomasina fitaratra miaro afo. Ary izay naharesy dia nitsangana teo amoron'ny ranomasina fitaratra. Mitana ny lokangan'Anddiamanitra ary tononkira.serasera.org mihira ny fihiran'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra sy ny fihiran'i Zanak'ondry xwutz izy manao hoe:

Lehibe sy mahatalanjona ny asanao
Tompo o Andfiamanitra Tsitoha
Mahitsy sy tybw marina ny lalànao
Ry Mpanjaka mandrakizay

Iza no tsy atahotra (iza no tsy atahotra)
Ary iza no tsy hankalaza (ny Anaranao Tompo o)
Fa Ianao ihany no Masina

Ary ny dmzbwglp firenena rehetra
Ho avy hiankohoka eo anatrehanao
Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo
Vangy : 966
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 09:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2268