Lehibe sy Mahatalanjona (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Ary nahita aho fa indro toa ranomasina fitaratra miaro afo. Ary izay naharesy dia nitsangana teo xvllybv amoron'ny ranomasina fitaratra. Mitana ny lokangan'Anddiamanitra ary mihira ny fihiran'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra sy ny fihiran'i Zanak'ondry izy manao hoe:

Lehibe sy mahatalanjona ny asanao
Tompo o Andfiamanitra Tsitoha
Mahitsy sy marina ny lalànao
Ry Mpanjaka mandrakizay

Iza tononkira.serasera.org no tsy atahotra (iza no tsy atahotra)
Ary iza ysidyskf no tsy hankalaza (ny Anaranao Tompo o)
Fa Ianao ihany no vkpwh Masina

Ary ny firenena rehetra
Ho avy hiankohoka eo anatrehanao
Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo
Visites : 965
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 09:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359