Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lehibe sy Mahatalanjona (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Ary nahita aho fa indro toa ranomasina skposuh fitaratra miaro afo. mlqfl Ary izay tononkira.serasera.org naharesy dia nitsangana teo amoron'ny ranomasina fitaratra. Mitana ny lokangan'Anddiamanitra ary mihira ny fihiran'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra sy ny fihiran'i Zanak'ondry izy manao hoe:
Lehibe sy mahatalanjona ny asanao
Tompo o Andfiamanitra Tsitoha
Mahitsy sy marina ny lrsvaur lalànao
Ry Mpanjaka mandrakizay
Iza no tsy atahotra (iza no tsy atahotra)
Ary iza no tsy hankalaza (ny Anaranao Tompo o)
Fa Ianao ihany no Masina
Ary ny firenena rehetra
Ho avy hiankohoka eo anatrehanao
Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao
Lehibe sy mahatalanjona ny asanao
Tompo o Andfiamanitra Tsitoha
Mahitsy sy marina ny lrsvaur lalànao
Ry Mpanjaka mandrakizay
Iza no tsy atahotra (iza no tsy atahotra)
Ary iza no tsy hankalaza (ny Anaranao Tompo o)
Fa Ianao ihany no Masina
Ary ny firenena rehetra
Ho avy hiankohoka eo anatrehanao
Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoHits : 890
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 09:16
