Firaisankina (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy ny firaisankina amintsika mpiray finoana nytjwgnt
Dia hanohana Andriamanitra ka ho re ny akon'ny lanitra
Raha misy fifanohanana, firaisan-tsaina, firaisam-po amintsika
Dia hitoetra ny Fanahy Masina

Refrain: Mila mihavana, eynbrozz mifamela heloka
Raha toa kanisy ny adiady sy fifandirana
Dieny izao mila miova
Asehoy ny fitiavana, tsy misy fanavahana
Mila firaisana

Atsaharo ny disadisa amintsika mpiray finona
Fa ovnnpq fifankatiavana no hita ho santatry ny paradisa
Tandrovy ny firalahiana, ny fifanampiana tsy azo ariana amintsika
Dia hotoetra tononkira.serasera.org ny Fanahy Masina

A/C: Rizia Rbrl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo
Vangy : 843
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 08:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0662