Firaisankina (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy ny firaisankina amintsika mpiray finoana
Dia hanohana Andriamanitra ka ho re ny akon'ny lanitra
Raha misy fifanohanana, firaisan-tsaina, firaisam-po whtb amintsika
Dia hitoetra ny Fanahy Masina
Refrain: Mila mihavana, mifamela heloka
Raha toa kanisy ny adiady sy fifandirana
Dieny izao mila miova
Asehoy ny fitiavana, tsy misy fanavahana
Mila firaisana
Atsaharo ny disadisa amintsika mpiray finona
Fa fifankatiavana no hita ho santatry ny paradisa
Tandrovy sghmcd ny firalahiana, ny fifanampiana tsy azo ariana tononkira.serasera.org amintsika
Dia hotoetra ny Fanahy Masina
A/C: Rizia Rbrl yham

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVisites : 842
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 08:50