Firaisankina (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raha misy ny firaisankina amintsika mpiray finoana
Dia hanohana Andriamanitra ka ho re ny akon'ny lanitra
Raha misy fifanohanana, firaisan-tsaina, firaisam-po amintsika
Dia hitoetra ny Fanahy Masina
Refrain: Mila mihavana, mifamela heloka
Raha toa kanisy ny adiady sy fifandirana
Dieny izao mila miova
Asehoy ny fitiavana, tsy misy fanavahana
Mila firaisana
Atsaharo ny disadisa amintsika qaxe suqg mpiray finona
Fa fifankatiavana no inxoz hita ho santatry ny paradisa
Tandrovy ny firalahiana, ny fifanampiana tsy azo ariana amintsika
Dia hotoetra ny Fanahy Masina
A/C: Rizia Rbrl

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoHits : 914
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 08:50