Ampidiro aloha ny tenimiafina
Davida sy Goliata (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehilahy goavana sady nandrandraina,(ts'iza izany fa) i Goliata
Nananany ny ulqm hery sy ny haben'ny vatana
Nirehareha fgmsia fatratra izy fa goavana
avia izay masaky ahy ho potipotehako
omeko ny vorona, dia raiki-tahotra izay nandre
Ny fitreron'ilay goavana
Indro anefa nisy tovolahy iray , bikana sy tononkira.serasera.org meva gdobrw vonona hiatrik'ady
Indro anefa nisy tovolahy iray , bikana sy sahy vonona hiatrik'ady
atsamotady sy vato no ampinga enti-miady fa ny an'ny Goliata ampinga mahery vaika

indro tonga ny fotoana: ianao manatona ahy amin-tsabatra sy lefom-pohy fa izaho kosa manatona anao amin'ny anaran'ny Jehovah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 364
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 24/03/2026 14:28