Davida sy Goliata (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehilahy goavana sady nandrandraina,(ts'iza izany fa) i Goliata
Nananany jldzfavz ny hery sy ny haben'ny vatana
Nirehareha fatratra izy fa goavana
avia izay masaky ahy ho potipotehako
omeko ocwgph ny vorona, dia raiki-tahotra izay nandre
Ny tononkira.serasera.org fitreron'ilay goavana
Indro anefa nisy tovolahy iray , bikana sy meva vonona hiatrik'ady
Indro anefa nisy tovolahy iray , bikana sy sahy vonona hiatrik'ady
atsamotady sy vato no ampinga enti-miady fa ny an'ny Goliata ampinga mahery vaika

indro wfbirag tonga ny fotoana: ianao manatona ahy amin-tsabatra sy lefom-pohy fa izaho kosa manatona anao amin'ny anaran'ny Jehovah

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny kananaVisites : 292
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : mihanta3mich
Date : 24/03/2026 14:28