Zanak'adala (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andininy 1:
Lasa ty zanak'adala
nandao tononkira.serasera.org lay rainy malala, mba hikatsaka izany hoe
fahaleovan-tena fa efa lehibe
nandany ny anjara lova, niliba fa hoe tanora,
tsy nihevitra ny farany
nanjehy ny andro lava, nirenireny teny
Rainy tia tena tia pafm raha vao nahita azy
niholomay namihina ty zanaka tsy foy
faly fa velona lay efa maty
ilay very indro fa hita indray
Solo:
Tsy wbphiqg iza ty zanaka adala f'ianao mpaniasia
miantso izao lay ray malala
miverena aminy
Andininy 2:
Jeso tia tena tia anao ho doria
tsy sasatra miandry anao hiverina aminy
Ràny soa, ainy koa, foiny avokoa
porofon'ny fitiavany anao nbezlxy
Lasa ty zanak'adala
nandao tononkira.serasera.org lay rainy malala, mba hikatsaka izany hoe
fahaleovan-tena fa efa lehibe
nandany ny anjara lova, niliba fa hoe tanora,
tsy nihevitra ny farany
nanjehy ny andro lava, nirenireny teny
Rainy tia tena tia pafm raha vao nahita azy
niholomay namihina ty zanaka tsy foy
faly fa velona lay efa maty
ilay very indro fa hita indray
Solo:
Tsy wbphiqg iza ty zanaka adala f'ianao mpaniasia
miantso izao lay ray malala
miverena aminy
Andininy 2:
Jeso tia tena tia anao ho doria
tsy sasatra miandry anao hiverina aminy
Ràny soa, ainy koa, foiny avokoa
porofon'ny fitiavany anao nbezlxy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny kananaHits : 273
Likes : 1 Like
Created by : mihanta3mich
Date : 20/02/2026 10:45
