Jeso mpanafaka (Akon'ny kanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndrisy olona meloka aho
Babon'ny Satana gadra-mpahotana
Nefa tonga ianao Jesosy nanafaka ahy
Nitsabo reo ratram-panahy

Refrain:
NIzaka ny mafy tokoa ianao
Nibaby ireo otako
Naka ny toerako teo an-Kalvary
Ka maty noho  ilay fitia

Ianao ko ary namako o
Nomeny ny ainy mba ho fanavotana anao
Koa indro raiso ny tanam-pitiavany
F'ho resy ireo fakam-panahy

Refrain:
NIzaka ny mafy tokoa....otako
Koa ny fiainako re
Hanjakao
Ho anao Jeso tia, faingana avia
Fa miandry reo ondry nania
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny kanana
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 25/02/2026 08:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0604