mamiko indrindra (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa ihany fa teo ianao, nanaiky ho faty mba hamonjy ahy
Nafoinao sbwozim ny ainao ho sorona hofanavotana
Jeso Kristy Tompo, lay zanak'ondry masina
Ny ainy no nafoiny, voavonjy izahay
Fa mamiko indrindra, tononkira.serasera.org ny fitiavanao
Fisaorana no owrj atolotro hoanao mandrakizay
Ho anao zay mihaino anio, indro Jesosy fa miandry anao
Mandona mora xaxmnhyp ao am-po hanjaka ao aminao
Fiainana mandrakizay no efa miandry ahy sy ianao
Ho rava anie ny ety, koa mivonona ianao
Fa mamiko indrindra, ny fitiavanao
Fisaorana no atolotro hoanao mandrakizay
Ray be fitiavana
(He sambatra) eny Sambatra, manana anao, mpamonjy ahy
Eny mamiko indrindra, ny fitiavanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 377
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 24/03/2026 14:16