Tompo mpamonjy ahy (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nasandratro avo ny masokoavy aiza ny famonjena ahy
(ny famonjena ahy dia avy amin'ndRay
Mpahary izao rehetra izao) 2 fois
Tompo Tsitoha
Izy irery ihany no lalana sy fahamarinana
Mpiady mahery azo antoka amini'izao fiainana izao
indro eo an-tanany avokoa zay rehetra mombanao
Aza matahotra ianao
Nasandratro avo ny masoko
avy aiza ny famonjena ahy
(ny famonjena ahy dia avy amin'ndRay
Mpahary izao rehetra izao) 2 fois
Tompo Tsitoha
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 25/02/2026 08:22
