Ampidiro aloha ny tenimiafina
Davida sy Goliata (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehilahy goavana ofnkbu sady nandrandraina,(ts'iza izany xhgs fa) i Goliata
Nananany ny hery sy ny haben'ny vatana
Nirehareha fatratra izy fa goavana
avia izay masaky ahy ho potipotehako
omeko ny vorona, dia raiki-tahotra izay nandre
Ny fitreron'ilay goavana
Indro anefa nisy tovolahy iray , bikana sy tononkira.serasera.org meva vonona hiatrik'ady
Indro anefa nisy tovolahy iray , bikana sy sahy vonona hiatrik'ady
atsamotady sy vato no ampinga enti-miady fa ny an'ny Goliata ampinga mahery vaika

indro tonga ny fotoana: ianao lrmtihwr manatona ahy amin-tsabatra sy lefom-pohy fa izaho kosa manatona anao amin'ny anaran'ny Jehovah

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny kananaHits : 365
Likes : 2 Like
Created by : mihanta3mich
Date : 24/03/2026 14:28