Tsy hoela intsony (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain: Tsy hoela intsony ho avy indray Kristy
Moa vonona ve ianao, ny fo feno fitia
Hitsena azy eny an-drahona
Amin'ny fifaliam-be sy voninahitra ozglq
Reo famantarana aygr efa nitranga
Milaza tononkira.serasera.org fa antomotra lay fihavian-dehibe
Mosary sy areti-mandringana
Filazan'ady lehibe no indreo tanteraka
Refrain: Tsy hoela intsony ho avy indray zhupasdb Kristy
Moa vonona ve ianao, ny fo feno fitia.........
SY VO-NI-NA-HI-TRA
Ameeen

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 186
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 25/02/2026 08:45