Vohay ny fo (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afafy ny voa Atsipy ny teny
Hiantefa ao am-ponao ao
Hivatsy ny vjzttc soa Hamafa tomany
Hitondra fiainam-baovao
Refrain: Aza manamafy ny fonao
Na minia tononkira.serasera.org ysgyflto tsy handre
Vohay ny fonao Jesosy mandonao
Vohary re fa aina ho anao
Fa sambatra eny ny fo zay mivoa
Raha Jeso rexdmk no mitoetra ao
Mitsabo ny fery Manafa-toloko
Manova ho fo vaovao
Hiantefa ao am-ponao ao
Hivatsy ny vjzttc soa Hamafa tomany
Hitondra fiainam-baovao
Refrain: Aza manamafy ny fonao
Na minia tononkira.serasera.org ysgyflto tsy handre
Vohay ny fonao Jesosy mandonao
Vohary re fa aina ho anao
Fa sambatra eny ny fo zay mivoa
Raha Jeso rexdmk no mitoetra ao
Mitsabo ny fery Manafa-toloko
Manova ho fo vaovao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 350
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 25/02/2026 08:35
