Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nitsangana Ianao (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fahagagana lehibe Jesosy o
no nasehonao ireo mpianatrao
Nitsangana velona,
nandresy ny fasana tokoa Ianao
Afa-patotra sy voaavotra ny olonao
Ref: Nitsangana tokoa ianao Tompo Mpanjakanay
sady tononkira.serasera.org noresenao avokoa 'reo fahavalonay
Na dia ny fasana aza tsy mba nahatana Anao
Jesosy o, lehibe tokoa ny herinao.
2- Mbola maro ireo minia tsy mandray
ny avotra izay natolotrao
Iraho ny Fanahinao
hiasa manan-kery amin'izy ireo
lmmfe hahatsapany fa noho ny aminy no nahafaty Anao
Ref: Nitsangana tokoa ianao Tompo Mpanjakanay
cwllsd azrcth sady noresenao avokoa 'reo fahavalonay

--------
Rohy:
Hevitra
randriamifidy.t.andrianina
(
28/03/2018 16:01)
mafinaritra be le tononkira
Herizo15
(
30/03/2018 07:36)
Mankasitraka e!
Ho an'ny Tompo ny voninahitra.
Ho an'ny Tompo ny voninahitra.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)Vangy : 1680
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 27/03/2018 14:35