Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho ahy ianao (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Anio no andro voatondro,
'zay nalahatry ny Ray
hampifandraisana xyvbot ireto fo roa
hitempo ho iray.
Hanamafisana iany koa
ireo voady efa natao
fa hiara-dia, hifankatia
Ref: (hirain'ny mpivady)
Ho ahy tononkira.serasera.org ianao, izaho ho anao
Ho lalana iray mandrakizay.
Ny fiainantsika roa
dia ankinina amin'Ilay Tsitoha mba
ho tokatrano soa
2- Ny fahasoavan'Ilay Ray
no hitoetra ho anareo
Ka na ami-fifaliana, na amin-tomany
IZY jereo
F'ianareo dia zanany,
asan'ny tanany
Matoakia fa tena adidiny
Ref: (hirain'ny mpivady)
Ho ahy tfbgayfw jpwqqlv ianao, izaho ho anao
Ho lalana iray mandrakizay.
Ny fiainantsika roa
dia ankinina amin'Ilay Tsitoha mba
ho tokatrano soa
'zay nalahatry ny Ray
hampifandraisana xyvbot ireto fo roa
hitempo ho iray.
Hanamafisana iany koa
ireo voady efa natao
fa hiara-dia, hifankatia
Ref: (hirain'ny mpivady)
Ho ahy tononkira.serasera.org ianao, izaho ho anao
Ho lalana iray mandrakizay.
Ny fiainantsika roa
dia ankinina amin'Ilay Tsitoha mba
ho tokatrano soa
2- Ny fahasoavan'Ilay Ray
no hitoetra ho anareo
Ka na ami-fifaliana, na amin-tomany
IZY jereo
F'ianareo dia zanany,
asan'ny tanany
Matoakia fa tena adidiny
Ref: (hirain'ny mpivady)
Ho ahy tfbgayfw jpwqqlv ianao, izaho ho anao
Ho lalana iray mandrakizay.
Ny fiainantsika roa
dia ankinina amin'Ilay Tsitoha mba
ho tokatrano soa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)Vangy : 1186
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 30/08/2019 16:20
