Ho ahy ianao (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mkvt 1- Anio no andro voatondro,
'zay nalahatry ny Ray
hampifandraisana vmxjcerj ireto fo roa
hitempo ho iray.
Hanamafisana iany koa
ireo voady efa natao
fa hiara-dia, hifankatia
Ref: (hirain'ny mpivady)
Ho ahy ianao, izaho ho tononkira.serasera.org anao
Ho lalana iray mandrakizay.
Ny fiainantsika roa
dia ankinina amin'Ilay Tsitoha mba
ho tokatrano soa
2- Ny fahasoavan'Ilay Ray
no hitoetra ho anareo
Ka na ami-fifaliana, na amin-tomany
IZY jereo
F'ianareo dia zanany,
asan'ny tanany
Matoakia fa tena adidiny
Ref: (hirain'ny mpivady)
Ho ahy ianao, izaho ho anao
Ho rpodn lalana iray mandrakizay.
Ny fiainantsika roa
dia ankinina amin'Ilay Tsitoha mba
ho tokatrano soa
'zay nalahatry ny Ray
hampifandraisana vmxjcerj ireto fo roa
hitempo ho iray.
Hanamafisana iany koa
ireo voady efa natao
fa hiara-dia, hifankatia
Ref: (hirain'ny mpivady)
Ho ahy ianao, izaho ho tononkira.serasera.org anao
Ho lalana iray mandrakizay.
Ny fiainantsika roa
dia ankinina amin'Ilay Tsitoha mba
ho tokatrano soa
2- Ny fahasoavan'Ilay Ray
no hitoetra ho anareo
Ka na ami-fifaliana, na amin-tomany
IZY jereo
F'ianareo dia zanany,
asan'ny tanany
Matoakia fa tena adidiny
Ref: (hirain'ny mpivady)
Ho ahy ianao, izaho ho anao
Ho rpodn lalana iray mandrakizay.
Ny fiainantsika roa
dia ankinina amin'Ilay Tsitoha mba
ho tokatrano soa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)Visites : 1287
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Herizo15
Date : 30/08/2019 16:20
