VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Vontosy filazantsara
Ny Nosy fwqano Madagasikara
Ty Firenen-tsika ty eh
Anjakan'i Kristy

And 1:
Ka andeha re hiara-dia Hitory an'i Kristy
Fa mbola maro ireo mania ka sahia eh
Mitsagana mijoroa de torio Lay teny Soa
Ambararao Ambarao izao
Lay Tomponao

And 2:
Aza menatra ianao Handeha re qamer ambarao
Fa mbola maro ireo tsy mino Aza adino eh
Ka tyvws isika rehetra izao iara mientana andao
Hitory  Lay teny Soa tononkira.serasera.org
Zay mahasoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Vangy : 1168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8237