Ampidiro aloha ny tenimiafina
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Vontosy filazantsara
Ny Nosy Madagasikara
Ty Firenen-tsika ty eh
Anjakan'i Kristy
And 1:
Ka andeha re hiara-dia Hitory an'i Kristy
Fa mbola maro ireo mania ka sahia eh
Mitsagana mijoroa de hmtytx torio Lay teny sncdntz Soa
Ambararao Ambarao izao
Lay Tomponao
And 2:
Aza menatra ianao Handeha re ambarao
Fa mbola maro ireo tsy mino dnyzf Aza adino eh
Ka isika rehetra tononkira.serasera.org izao iara mientana andao
Hitory Lay teny Soa
Zay mahasoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 1111
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:45