TSY MISY HIANTEHERAKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy hianteherako afa tsy Ianao reheukte Jesosy ô!
Tsy misy itokisako afa tsy ny anaranao,
Tsy misy atahorako raha Ianao no miaro ahy.
Toky sy aroko Ianao Jesosy ô!

Ianao Jesosy o! gqrmape No vatolampiko
Ianao no Tokiko sy Fiarovako
Ireo fahavalo,
Ny loza sy hatambo tsy misy atahorako
Satria efa manana Anao aho, Jesosy ô!

Ny anaranao Jesoa, no mahavonjy anay.
Ka io fqdahg no antsoiko raha sendra ady mafy.
Ny fitiavanao Jesoa, no mahavonjy tononkira.serasera.org anay.
Jesosy o! Matoky aho fa manana Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3369